Teny iditra aloy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka] moka [Rakotosaona 1972]
 Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of gnat or mosquito. In the provinces it means mosquitos in general [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Moucheron [Veyrières 1913]
Famaritana frantsay  [Tankarana] moustique. (mòko). [David 1952 (takila A)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra aloiloy

Teny iditra aloy
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the name of a small bird [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra aloy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy fig. small, minute [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Ce qui est très petit [Veyrières 1913]

2017/03/10