Teny iditra Ambalatany (any, vala, tany)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra   Ny ankamaroan' ny Zafisoro dia ao amin' ny Firaisam-pokontanin' i Mahafasa sy Evato ary Ambalatany ao amin' ny Fivondronam-ponkontanin' i Farafangana. [Randriamamonjy: Tantara, takila 189]

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/17