Teny iditra Ambohimanambola (vohitra, anana, vola)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   vohitra, manana, vola
Sary  

Teny iditra Ambohimanambola (vohitra, anana, vola)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra   Ka rekitra ny ady,ao Ambohimanjaka avaratr' Ambohimanambola, ka resy Lambotsitakatra [Callet: Tantara]
Voambolana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   Ny tendrombohitra masina roambinifolo
Haianarantany   vohitra, manana, vola
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2016/10/04