Teny iditra Andrianjafy
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Andrianjafy
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Dikanteny frantsay   Andrianjafy (de son nom complet Andrianjafinandriamanitra) l'aîné des quatre fils d' Andriambelomasina et oncle maternel du grand roi Andrianampoinimerina. De son vivant, Andriambelomasina avait nommé Andrianjafy seigneur d' Ilafy, et, avant de mourir, en 1770, le désigna pour lui succéder sur le trône d' Ambohimanga, tout en recommandant qu' Imboasalama (le futur Andrianampoinimerina) règnerait après lui... [Rajemisa 1966]
Ohatra   Ary hoy ny mpanandro fony Andrianjafy vao teraka [Callet: Tantara, takila 421]
Koa raha nahafoy an'Andrianjafy izahay, aiza no mba hitokisanao anay? [Rahajarizafy: Kabary, takila 25]
Nony resy Andrianjafy dia nandositra izy ka tonga tany Ambodinangavo. [Randriamamonjy: Tantara, takila 439]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Andrianjafinandriamanitra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/09