Teny iditra ankavia (any, havia)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana frantsay à gauche [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Endriteny 
ankavia
ankaviako
ankavianao
ankaviany
ankaviantsika
ankavianay
ankavianareo
ankavian'
ankavian-
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra 
1Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay. [Andraina: I Vola, takila 59]
2Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 58]
3Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy [Baiboly: 33.16.46]
4Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina [Andriamalala: Taolambalo, takila 77]

Teny iditra ankavia
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (littéralement « qui va à gauche ») Nom d'un arbre indéterminé d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra Ankavia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il retrouve l' Ankavanana à son embouchure; sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita [Rajemisa 1966]
Voambolana 
Sary 

2017/12/07