Teny iditra ano
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fanaovana asa na fikarakaran [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   provincial for tao [Provincial] [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra ano
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   vita [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   fait, réparé [Antesaka] [Deschamps 1936]

Teny iditra ano
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [ año ] ranona [Bara] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   provincial for anona [Provincial] [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra año
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   tsara, soa [Bara] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06