Teny iditra antara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] faritra lalina amin'ny renirano [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [Rakotosaona 1972]
   Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka] farihy lalina [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] deep water [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] abîme d'eau. [David 1952 (takila A)]
Fifanahafana   antaranoana ~ antaravelona

Teny iditra antara
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana anglisy   cold, frigid [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10