Teny iditra antenatena
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
¶ Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   au milieu [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre) [Abinal 1888, takila 694]
2nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [Abinal 1888, takila 694]
Endriteny  
antenatena
antenatenako
antenatenanao
antenatenany
antenatenantsika
antenatenanay
antenatenanareo
antenaten'
Tsipelina hafa  

2015/04/07