Teny iditra atrehina (atrika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Jerena eo anoloana: Natrehin' ny lehiben' ny fampianarana ny fizaran-doka tao amin' ny sekolinay
¶ Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   see atrika. [Richardson 1885]
   to be faced [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   à quoi on fait face, dont on est témoin [Hallanger 1974]
Ny bikany  
atrehina
atrehiko
atrehinao
atrehiny
atrehintsika
atrehinay
atrehinareo
atrehin'
atrehin-
atrehim-
atrehi-
natrehina
natrehiko
natrehinao
natrehiny
natrehintsika
natrehinay
natrehinareo
natrehin'
natrehin-
natrehim-
natrehi-
hatrehina
hatrehiko
hatrehinao
hatrehiny
hatrehintsika
hatrehinay
hatrehinareo
hatrehin'
hatrehin-
hatrehim-
hatrehi-
atreho
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/04