Teny iditra atrika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ny faritra miseho sy hita, tava [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza fipetrahana eo anoloana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the front. (Mal. atrif; Jav. adep.) [Richardson 1885]
   the front [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   face, façade [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   le devant, la ligne de front
¶ front (commandement militaire)
¶ les deux lignes du milieu du katra [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/26