Teny iditra mampifanatrika (atrika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]
Ohatra   Tsorina anefa fa ny isan' ny mpikambana ao amin' ireo filankevi-paritra, mpikambana 5 hatramin' ny 14, vitsy dia vitsy izany, dia tsy ahafahana mampifanatrika hevitra maro arahina fifidianana. [SeFaFi ]
Ny bikany  
mampifanatrika
mampifanatrik'
mampifanatri-
nampifanatrika
nampifanatrik'
nampifanatri-
hampifanatrika
hampifanatrik'
hampifanatri-

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/28