Teny iditra | dovia > loviana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Hadirano, tata-drano, indraindray avy lavitra be, mitondra rano hanohofana tanimbary [1.1] | |
Fivaditsoratra | avalony, avilano, lanivoa, lavanio, loviana, ovinala, valoina, volaina |
Teny iditra | dovia > lovia | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A dish [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Assiette, plat [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Tsipelina hafa | vilia | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lovia io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly | ||||
Fivaditsoratra | Ivola, lovia, valio, valoy, voaly |