Teny iditra draho
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fitavozavozana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   clumsiness, awkwardness, silliness, dullness, doltishness [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra dra hô
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   tahaka, sahala [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2011/03/29