Teny iditra faharomotana (romotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the rabies [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la rage des chiens [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra faharomotana (romotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amimpisafoahana izay sendra azy
¶ Fisafoahana, fisamontitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy uncontrolled anger [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fureur [Hallanger 1974]
Voambolana 

2010/04/03