Teny iditra famoizana (foy)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   rejection, abandonment ; renunciation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de renoncer, de perdre [Hallanger 1974]
Voambolana  

Teny iditra famoizana (foy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahavakisana vay, famoahana nana [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra famoizana (foy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony
¶ Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy
¶ Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Rel. s. from mamoy (foy).] Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse
¶ a charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc.
¶ the last ceremonies performed for the dead. See afana. [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/28