Teny iditra fanasana (asa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [Rajemisa 1985]
 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika
¶ Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a feast, a banquet [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay festin, banquet; invitation [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra fanasam-be
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra fanasana (sasa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [Rajemisa 1985]
 fanasana vatovary, vatodidy: karazam-bato voatokana handranitana fitaovam-piasana [SLP 1986]
Famaritana anglisy A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [Richardson 1885]
 washing clothes, washing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de laver, instrument pour laver, [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
 la lessive, action de laver le linge [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay ¶ fanasana vatovary, vatodidy: meule en grès [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/07/26