Teny iditra fanononana (tonona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s
¶ Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay prononciation, articulation [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [Randzavola: Baiboly, takila 34]

2013/12/14