Teny iditra fialana (ala)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandaozana toerana iray: Nalahelo dah [...]
¶ Fialana amin' ny fahazaran-dratsy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a going away; excusing oneself from blame or from a duty, a resignation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   départ, action de se désister; échappatoire; démission [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/18