Teny iditra fianianana (aniana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an oath of affirmation (not a curse) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   serment [Hallanger 1974]
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29