Teny iditra fitodiana (tody)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a harbor; an airport [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   port, havre; aéroport [Hallanger 1974]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fiantsonana ~ seranana
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/04