Teny iditra fiantsonana (antsona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [ fiantsoñana ] fitodiana (sambo) [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   [ fiantsoñana ] fitodiana [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a landing-place, a port, a harbour. [Richardson 1885]
   a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le port, débarcadère ; cf. seranana, fitodiana [Hallanger 1974]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fitodiana ~ seranana
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny fiantsonana itý (1): Fiantsonana

Teny iditra Fiantsonana (fiantsonana)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   fiantsonana
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/12