Teny iditra tody
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra tody
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Valin' ny tao mifotitra amin' ny tena: Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   retaliation, the wages of evil; a return [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   arrivage, arrivee au port
¶ retour, revanche, représailles, châtiment du mal [Abinal 1888]
   châtiment; retour des choses [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra tody
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fitana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/20