Teny iditra fividianana (vidy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandoavana vola atao takalon-javatra: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the act of buying [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action d'acheter, achat [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   ¶ fividianana ara-tomba-maso: achat par évaluation
¶ fividianana ambongadiny: achat en gros
¶ fividianana am-potorany, am-potony: achat sur pied
¶ fividianana an-tokony: achat par tas
¶ fividianana an-tsingany: achat par unité
¶ fividianana ara-drefy: achat par mesures légales [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/31