Teny iditra hentitra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy in [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   sharply cut off; definite, clear. [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Coupé, rompu net [Abinal 1888]
   rompu net; nettement décidé ou exprimé . [Hallanger 1974]
Ohatra  
1hoy aho hentitra dia hentitra. [Andraina: I Vola, takila 107]
2Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [Ravelomanana: Lalana, takila 195]
3Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [Callet: Tantara, takila 81]
4Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [FOFAFIPE: Haivola, takila 63]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/03