Teny iditra | litany > lita | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana mikonesanesa, miretareta. [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | litalita | ||||||
Teny iditra | litany > lita | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Dinta [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | laty, lita, taly |
Teny iditra | litany > litania | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fivavahana misy fitanisanisana anaran' olomasina mandeha irery na miaraka amin' ny toetra masina nananany, ka valiana hatrany hoe: "mivavaha ho anay" [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ litanỳ ] Litanies [1.3] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: litanies. | |
Fivaditsoratra | laty, lita, taly |
Teny iditra | litany > litatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Venty fototra ampiasaina raha mamatra ranon-javatra, mitovy hatiana amin' ny iray desimetatra toratelo (1 dm3): Divay telo litatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Litre [1.13] | |
Ny fihaviany | Frantsay: litre. | |
Fivaditsoratra | laty, lita, taly |