Teny iditra |
mamantsiha > mamantsika
(fantsika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandraikitra amin' ny fantsika: Ny iray firenena aminy ihany no namantsika an' i Kristy tamin' ny hazofijaliana Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To nail, to make fast with nails. [1.2]
|
| To nail [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Clouer [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamantsika |
Ny lasa : |
namantsika |
Ny hoavy : |
hamantsika |
Filaza mandidy : |
mamantsiha |
|
|
Teny iditra |
mamantsiha > mamantsika
(fantsika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena: Efa mamantsika ireto atody telo ireto [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To break or burst its shell, as a bird emerging from the shell. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamantsika |
Ny lasa : |
namantsika |
Ny hoavy : |
hamantsika |
|
|