Teny iditra manaboka (boka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manetry, mampietry [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Manaratsy, manambany, manamavo, maneso, [...] [tohiny Rajemisa: Rakibolana]
Dikanteny anglisy   To alter the nature of, to destroy the savour, to take away the virtue or quality of a thing; to prove one guilty of falsehood or imposture; to dethrone; to take away one's title, etc. (Prov.)
¶ In Imerina it means to detract, to speak sneeringly of persons or things. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manaboka
nanaboka
hanaboka
manabokà

Teny iditra manabokà (boka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaboka [firaketana]

Nohavaozina taminy 2012/03/02
Takela isoratana ny soso-kevitrao