Teny iditra manafaingana (faingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hasten, to hurry, to make to be quick. [Richardson 1885]
 to hasten, to hurry along [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay hâter, accélérer [Hallanger 1974]
Endriteny 
manafaingana
nanafaingana
hanafaingana
manafaingàna

Teny iditra manafaingàna (faingana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafaingana [fitanisana]

2012/06/20