Teny iditra manalemy (lemy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy
¶ Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to soften; to weaken [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ramollir [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   adoucir, assouplir, calmer, civiliser [Abinal 1888]
   affaiblir [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manalemy
nanalemy
hanalemy
manalemea
Fifanoheran-keviteny  

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/25