Teny iditra manamafy (mafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao
¶ manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy
¶ mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao
Mitovy hevitra: mampahatanjaka ~ mampahavitrika ~ manantitra ~ manatsohara ~ mandalina ~ mankahery ~ manofana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to reinforce, to strengthen, to harden
¶ to reiterate, to emphasize [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rendre dur
¶ confirmer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter [Abinal 1888]
 renforcer, rendre solide
¶ répéter [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamafy
nanamafy
hanamafy
manamafisa
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra 
1Manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [SeFaFi ]
2Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [Andriamalala: Fanagasiana, takila 5]
Teny nalaina 

2015/11/25