Teny iditra manalika (alika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manala baraka amin' ny teny tsy fanao afa-tsy amin' ny alika, na amin' ny fanaovana ilay olona tenenina ho toy ny alika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to use opprobrious words to any one. [Richardson 1885]
   to treat someone like a dog (vulgar) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   traiter quelqu'un en chien (vulgaire) [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manalika
nanalika
hanalika
manalika

Teny iditra manali (alika)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalika [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/12