Teny iditra |
manamarina
(arina)
|
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | To level; to prove; to make right [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prouver [1.3, 1.8]
|
| Mettre d'aplomb, de niveau, justifier, corriger, redresser [1.3]
|
Fanazavàna teny malagasy | Justificatif, justificative [1.4]
|
Fanazavàna teny frantsay | Niveler [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ary manamarina fa iray fototra ihany ny olona.
[1.353]
|
2 | Tsimpony ny teny sy ny toe-javatra manamarina izany.
[2.314]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manamarina |
Ny lasa : |
nanamarina |
Ny hoavy : |
hanamarina |
Filaza mandidy : |
manamarìna |
|
|
Teny iditra |
manamarìna
(arina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamarina
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|