Teny iditra manamka (amka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka
¶ Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany
¶ Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. [Richardson 1885]
   to defraud, to deceive [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) [Abinal 1888]
   tromper [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manamka
nanamka
hanamka
manamba
Teny nalaina  

Teny iditra manàmbaka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manavaka [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manambaka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   fomba fitolon'omby [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manamba (amka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamka [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/02