Teny iditra manampirina (ampirina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manampirina
nanampirina
hanampirina
Mpitovy hevitra mampirina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31