Teny iditra manandrongo (androngo)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mikisaka ohatra ny androngo
¶ Misafoaka ohatra ny ombalahy mitroatra. [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   kneeling so as to crouch like a lizard. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manandrongo
nanandrongo
hanandrongo
manandrongoa
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/30