Teny iditra manangola (angola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
¶ Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to allow someone to indulge his fancies [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies [Hallanger 1974]
Endriteny 
manangola
nanangola
hanangola
manangolà
Teny mitovy hevitra manangolangola

Teny iditra manangolà (angola)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangola [fitanisana]

2012/04/22