Teny iditra manatoa (atoa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manasina; maniry soa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to sing the atoa, to sing in praise of the sovereign or the idols. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   chanter les louanges [Abinal 1888]
Ny bikany  
manatoa
nanatoa
hanatoa
manatoava

Teny iditra manatoa (nato)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manato [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/29