Teny iditra manatra (hatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to intend to do something, or to do something which will entail censure, blame, or loss. [Richardson 1885]
Endriteny 
manatra
nanatra
hanatra

Teny iditra mañatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mankahatra, mitsapa [Rakotosaona 1972]

2010/05/14