Teny iditra | manefa trosa | |
Singan-teny | manefa ; trosa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To pay a debt [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Acquitter une dette [1.3] | |
Payer une dette [1.8] | ||
Tovy hevitra | mandoa trosa | |
Fivaditsoratra | famotserana, manatsefora, manefa trosa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |