Teny iditra miahy (ahy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others. [Richardson 1885]
   to take care of; to worry, to be suspicious [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être le soutien [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   avoir soin [Abinal 1888]
   s'occuper de; avoir des soucis [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille) [Abinal 1888, takila 8]
2Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même) [Abinal 1888, takila 8]
3Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na atan-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 20]
Ny bikany  
miahy
niahy
hiahy
miahia
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/12