Teny iditra miakana (akana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihambahamba eo am-pitenenana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
miakana
niakana
hiakana

Teny iditra miakana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   an herb given by the Betsileo as a medicine to those who are in danger of being choked. It is also used by them after boiling as poultices for boils, abscesses, sprains, and dislocations. Malva crispa, L. Same as fiandrilavenona. [Richardson 1885]
Voambolana  
Anarana siantifika   Malva crispa
Fitovian-keviteny   fiandrilavenona

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/26