Teny iditra mianavaratra (avaratra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha mankany avaratra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go north or northwards. [Richardson 1885]
   to go to the north [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aller vers le nord [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
mianavaratra
nianavaratra
hianavaratra
mianavarata
Teny nalaina  
Fifanahafana   mianatsimo ~ miantsinanana ~ miankandrefana

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14