Teny iditra miantsinanana (atsinanana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha na mampitodika any atsinanana: < [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go to the east [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aller vers l'est [Hallanger 1974]
Ohatra   Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[Fox: Hainteny, laharana 168]
Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 63]
Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 229]
Ny bikany  
miantsinanana
niantsinanana
hiantsinanana
miantsinanàna
Teny nalaina  
Fifanahafana   mianavaratra ~ mianatsimo ~ miankandrefana

Teny iditra miantsinanàna (atsinanana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsinanana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/17