Teny iditra miasy (asy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manaja [Bara, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   manaja, manasina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   to show respect, to honour. (Prov.) [Richardson 1885]
Ny bikany  
miasy
niasy
hiasy
miasia

Teny iditra miasy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mararin'ny nendra, manaja [Bara] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14