Teny iditra mibolila (bolila)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mibolisatra kely: Nibolila tetsy antokotany aho ka saika nianjera raha tsy nahafikitra tamin' ny tamboho
¶ Milefa, miporitsaka tsy manao adidy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to slip out of the way, to evade, to avoid meeting any one, to stumble. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mibolila
nibolila
hibolila
mibolilà

Teny iditra mibolilà (bolila)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibolila [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/26