Teny iditra mifanampy (ampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miray hina
Ohatra Ny tenin' i Hagay sy Zakaria mpaminany dia tokony hovakina miaraka amin' ny tantara ao amin' ny bokin' i Ezra, fa mifanampy sy mifameno izy telo. [1.38]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31