Teny iditra mifanangana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miady [1.1]
Ohatra Misy mpivady mifanangana, misy tsy mifanangana ka iray no atsangana, na ny lahy hanangana, na ny vavy hanangana. [2.48]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31