Teny iditra mitroka (troka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Misintona amin' ny orona na ny vava amin [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   mitsentsitra [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   absorber [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
mitroka
nitroka
hitroka
mitroha
Fitovian-keviteny   misesitra

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/24