Teny iditra | mividia (vidy) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mividy | |
Fanazavàna teny anglisy | Buy [1.26] | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Ohatra | Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena.
[2.996] | |
Tsipelina hafa | mividiana | |
Fivaditsoratra | mividia, vimiady, vy miady |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/18 |