Teny iditra | nivalana > ivalanana (valana) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Teny iditra | nivalana > mivalana (valana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mangery, miavela Marary kibo ka mangery matetika [1.1] | ||||||||
Marary kibo mipiriritra [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir la diarrhée [1.13] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivalana io | ||||||||
Teny iditra | nivalana > mivalana (valana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] [ mivalaña ] Manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [1.78] | ||||||||
Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Descendre en aval [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tohi-kevitra | miorike | ||||||||
Teny iditra | nivalana > mivalàna (valana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivalana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | manavaly, manivala, milavana, mivalana |
Teny iditra | nivalana > ivalana (vala) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |